Aiza ary io ô!

Aiza ary io ô!
Tsy ao am'stella alou e, fa any ho any
Manao raha moa tsy mora, aza maika fa ho avy e.
Ramose : efa hiova ny ekipa fa aza manahy e

# Posté le dimanche 31 août 2008 09:41

ancienne de stella promo 2005

no comment

# Posté le jeudi 24 janvier 2008 04:24

mpianatry stell taloha

faly zahay mahita pianatry stella taloha mvoka gazety @ resaka fianarana e!!!!
[ Ajouter un commentaire ] [ Aucun commentaire ]

# Posté le jeudi 24 janvier 2008 04:12

Opération la soupe

Opération la soupe
Faly mampahafantatra anareo izahay fa misy Opération lasopy karakarain'ny Asso AASM izay atao any @ resto : La Cantilène 67HA SUD - TANA
eo akaikin'ny arrêt bus 133 mankany Itaosy

Tongava maro e!

Ny adidy ho vita ny tena voky

Dia aza adino maka ny sarinareo fa apetraka atao archive ilay izy e!

Mandrapihaona daholo.

# Posté le mercredi 22 août 2007 10:00

Ireo lé ékipa solida foana e

Ireo lé ékipa solida foana e
Tsy dia misy ambara firy fa dia manamafy ny efa voalaza e, andao hanatevina an'ity fikambanantsika ity e.

# Posté le mardi 31 juillet 2007 04:09